Tsetsenia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Flag of the Chechen Republic.svg
Coat of arms of Chechnya.svg

I Tsetsenia na ny Repoblika Tsetsena dia repoblika ao amin'ny Federasionan'i Rosia. Atao hoe Чече́нская Респу́блика, Tchetchenskaya Respublika izy amin'ny fiteny rosiana fa Нохчийн Республика / Nokhtsiyn Respublika kosa amin'ny fiteny tsetsena.