Tsaralalana

Avy amin'i Wikipedia

I Tsaralalana dia faritanàna iray ao avaratra andrefan'ny Gara Soarano, Ao Antananarivo. Ny faritanàna manodidina azy dia ny ny Cité 67 Ha (andrefana), Ambondrona (Atsinanana), La Cigale (Avaratra) ary Antohomadinika (Atsimo).

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]