Garan'i Soarano

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Gara Soarano)
Garan'i Soarano

Ny Garan'i Soarano dia gara iray any Antananarivo, izay nosokafana voalohany indrindra tamin'ny taona 1910. Eo anivon'ny renivohitra Antananarivo no misy azy. Ny tompon'io Gara io ankehitriny dia ny orinasa malagasy Madarail. Ao anatin'io gara io dia ahitana toerana ivarotana ary toerana ifanefaserana ary anehoan-javatra. [1] Ny toerana misy azy io dia 500 metatra mianavaratra andrefan'ny Lapan'ny Tanàna eo amin'ny lafny avaratry ny Lalana Rainibetsimisaraka.[2] Ireo faritanàna manodidona azy dia Tsaralalana any avaratra, Ambodinisotry (atsimo andrefana) ary Ambondrona (atsinanana)

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. "CENTENAIRE DE LA GARE SOARANO". Archived from the original on 2011-06-22. Retrieved 2012-07-11.
  2. Eo amin'i Google Maps