Madarail
Fiseho


Madarail izay fanafohezana ny anarana Madagascar Railways dia orinasan-dalamby mitrangatra ny tambajotra avaratr'i Madagasikara, izany hoe ny Zotra Antananarivo-Côte Est (TCE), Zotra Moramanga-Lac Alaotra ary Zotra Antananarivo-Antsirabe.
Emeric Rakotovao no talen'ny orinasa nanomboka tamin'ny Desambra 2025.[1]
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Madarail |