Ny tsama na taharo, ao amin' ny siansan' ny metaly, dia fifangaroan' ny singa simika maromaro, ka metaly ny singa fototra amin' izany, ary ny an' ny fitao metaly ny toetoetrany.