Trozona

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Trozona

Raha faritana ara-tsiansa ny Trozona dia biby mampinono mivelona andranomasina. Ary manana angeza sy vesatra avo raha ampitahaina amin'ireo biby mampinono hafa.Io biby io dia voasokajy ao amin'ny lahatra Cetacea.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]