Hankany amin'ny vontoatiny

Trondromanidina

Avy amin'i Wikipedia
Trondromanidina (Exocoetidae)

Ny trondromanidina dia trondro an-dranomasina mafana, ao amin' ny kilasy Beloniformes, misy karazana 70 eo ho eo mitsinjara ao anatin' ny zana-pianakaviana efatra sy vondron-karazana fito hatramin' ny sivy. Mamorona fianakaviana atao amin' ny anarana ara-tsiansa dia Exocoetidae izy ireo. Na dia tsy afaka manidina mitovy amin' ny an' ny vorona aza izy ireo, dia afaka mitsambikina avy ao anaty rano ny trondromanidina, ka ny vombony lava toy ny elatra no ahafahany manidina lavitra eny ambonin' ny rano.

Zana-pianakaviana sy vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Ny Exocoetidae dia mizara ho zana-pianakaviana efatra sy vondron-karazana fito:

  • Exocoetinae (Risso, 1827)
    • Exocoetus (Linnaeus, 1758)
  • Fodiatorinae (Fowler, 1925)
    • Fodiator (D.S. Jordan & Meek, 1885)
  • Parexocoetinae (Bruun, 1935)
    • Parexocoetus (Bleeker, 1865)
  • Cypsellurinae (Hubbs, 1933)
    • Cheilopogon (Lowe, 1841)
    • Cypselurus (Swainson, 1838)
    • Hirundichthys (Breder, 1928)
    • Prognichthys (Breder, 1928)