The World (tangoro-nosy)

Avy amin'i Wikipedia
The World

Ny The World dia tangoro-nosy voatr' olombelona ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra, ao amin' ny Hoala Persika any amin' ny morontsirak' i Dubai izay noheverin' ny emira sy printsy Mohamed Bin Rashid Al Maktoum. Araka io anarany io, ny tangoro-nosy The World dia maneho izao tontolo izao.

Nanomboka tamin' ny taona 2003 ny asa fanorenana an' i The World, saingy tamin' ny krizy ara-bola tamin' ny taona 2007 dia tsy azo antoka intsony ny famatsiam-bola. Tamin' ny taona 2014 dia noraisin' ny vondrona soedoà tsy miankina ilay tetikasa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]