Tenochtitlán

Avy amin'i Wikipedia

Tenochtitlán (fiteny nahuatlana: tenōchtitlan tononina [tenoːt͡ʃˈtit͡ɬan]; Espaniôla: Tenochtitlán), fantatra ihany koa amin'ny hoe Mexico-Tenochtitlan (fiteny nahuatlana: Mēxihco Tenōchtitlan tononina [meːˈʃiʔko tenoːt͡ʃˈtit͡ɬan]; espaniola: México-Tenochtitlán ny afovoan-tanàna manan-tantara ao Mexico City. Tsy fantatra mazava ny daty nananganana ny tanàna. Tsy fantatra mazava ny daty nananganana ny tanàna. Ny daty 13 martsa 1325.