Hankany amin'ny vontoatiny

Mexico

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Mexico City)

19°26′N 99°08′W / 19.433°N 99.133°W / 19.433; -99.133

Mexico
-
VelarantanyNC
Isan'ny mponina9 9 209 944
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Meksika
FanjakanaNC
FaritanyDistrikan'i Mexico
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaMexico
Ciudad de México
Mexico D.F.

Ny Mexico (amin'ny fiteny espaniola ciudad de México : tananan'i Mexico) dia renivohitr'i Meksika. Izy no tanàna be olona indrindra any Meksika. Any ampivoan'i Meksika ny misy azy, ao amin'ny sahan'i Mexico, havoana manana haabo-na 2250 metatra, voafaritra amina tendrona manana haabo 5 km.

Natsangan'ny Mexicas (Azteka) tamin'ny taona 1325 ny tanànan'i Mexico ankehitriny, fa rava tanteraka ilay tanàna azteka taloha tamin'ny naharesen'ny espaniola an'ny Azteka tamin'ny taonjato faha 16.

Tononina Distrikan'i Mexico ilay tanàna mba tsy hifangaro anarana amin'ny firenen'i Mexico sy ny faritanin'i Mexico.

Efa ampiasaina hanonona ny olona mipetraka any Meksika ny meksikanina, tsy manana anarana hanonona ny olona miaina any Mexico ny fiteny malagasy.


Ao amin'ny Distrika Federany any ampivoan'i Meksika ny mis an'i Mexico. Misy fivondronana 16 io distrika io