Telemundo

Avy amin'i Wikipedia

Telemundo dia tambajotra fahitalavitra amerikana an'ny NBCUniversal (Comcast) Niorina tamin'ny taona 1984. Ao Miami no misy azy.