Tavolo
Tavolo : ilazana ny karazana zava-maniry anaovana koba. Ilazana ihany koa ny koba.
Azo hohanina ny tavolo (ampiasaina indrindra koa hampiatoana fivalanana) ; hanamboarana dity ampiasaina amin'ny taratasy ; hanenjanana lamba (vozona na lohatanan'akanjo).