Tabory
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Tabory: (na lataka) izy io dia taovam-pananahan'ny lehilahy ahafahany miray amin'ny vavy. Mirefy eo amin'ny 12sm ka hatramin'ny 20sm izy io arakaraka ny olona. Maro anefa ny anarana iantsoana azy io araky ny toerana na faritra eto Madagasikara.