Aller au contenu

Tanana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Tànana)
Tanan' olombelona

Ny tanana dia ampahany amin' ny rantsam-batana ambony misy rantsany maro (rantsan-tànana) izay hita amin' ny primata toa ny olona sy rajako ary ny maky.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]