Sotsinianisma

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny sotsinianisma dia fampianarana kristiana avy amin'ireo Italiana atao hoe Lelio Sozzini sy Fausto Sozzini izay mandà ny fampianarana ny amin'ny Trinite, sady isan'ireo fampianarana ao amin'ny firehena liberaly (mandala ny fahalalaham-pisainana). Nohelohin'i Vatikàna ireo Sotsiniana izay nanda ny mahamaroan'ny personan'Andriamanitra sady nihevitra fa mifanohitra amin'ny fisainana marina izany. Manakaiky ny hevitry ny Onitariana ny sotsinianisma izay mino fa tokana ny personan' Andriamanitra. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy izy ireo noho izany.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]