Sokajy:Blogueur

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny blog dia fitambaran-teny hoe « Web log » ; raha amin'ny teny Malagasy mazava tsara ny hoe log dia midika mitsofoka na ny laogina. Blog dia karazan'ireo Aterineto hafahana manao dokam-barotra,...

Fiatsoany ireo olona mampiasa anazy[hanova | hanova ny fango]

Antsoina hoe "blogueur na ny blogueuse" amin'ny teny Frantsay ary Blogger raha amin'ny teny Anglisy, ireo olona manao io blog io.

Ireo lahatsoratra ao amin'ny sokajy "Blogueur"

Misy pejy 1 ato amin'ity ity sokajy ity. Pejy 1 no aseho ato.