Siky

Avy amin'i Wikipedia
Siky miloko fotsy

Amin' ny simia, ny siky dia vokatry ny fiovan' ny zavatra nolevonina ho vainga tsy mety levona avy amin' ny tsora marihitra loatra, ka mitsingevana ao anatin' ilay tsora na mandry any ambany. Ny hevitra momba ny siky dia azo itarina amin' ny sehatra hafa momba ny simia (simia ôrganika sy biôsimia) ary azo ampiharina koa amin' ny dingana mivainga (ohatra: amin' ny fandrendrehana metaly sy ny tsama) rehefa misaraka amin' ny dingana mivainga ny loto mivaingana.