Sichuan

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Szechuan
Firenena Flag of the People's Republic of China.svg Sina
Velarantany 485 000 km2
Isam-ponina 87 250 000 mpo.
Hakitroka
Renivohitra Chengdu
Ben'ny faritany Jiang Jufeng


Ny faritanin'i Szechuan

Szechuan (anarany sinoa 四川省 izay dikaina soratra hoe Sìchuān Shěng araka ny dikan-tsoratra pinyin) dia faritany iray ao amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny renivohiny dia Chengdu. Ny isam-poniny dia 87 250 000 mponina. Ny laharam-pehitany ary ny laharanjarahasin'ilay faritany dia 25° 58' hatramin'ny 34° 19' N ary 97° 21' hatramin'ny 108° 32' E.