Hankany amin'ny vontoatiny

Saint Helena

Avy amin'i Wikipedia

15°57′S 05°42′W / 15.950°S 5.700°W / -15.950; -5.700

Saint Helena
-
Velarantany123,28 km2
Isan'ny mponina4 439
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Fanjakana Mitambatra
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC

Saint Helena (fantatra koa amin'ny hoe Saint Helena na St Helena) dia nosy volkano any amin'ny Atlantika Atsimo. Miaraka amin'ny Nosy Ascension sy ny vondronosy Tristan da Cunha, mandrafitra ny Faritany Britanika any ampitan-dranomasina any Saint Helena, Nosy Ascension ary Tristan da Cunha.

Napoleon I dia maty teto (1821)

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny nosy Saint Helena dia 1859 km avy any Afrika (Angola) ary 3286 km avy any Amerika Atsimo (Recife, Brezila)