Sagoaga
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny sagoaga (esasa na koa trioka) dia taovam-pisefoana hita amin'ny biby miaina an-drano. Izy io dia ahafahan'ireo biby ireo maka ny ôksizenina amin'ny rano amoahana diôksida karbônina.