Sabena

Avy amin'i Wikipedia
Famantarana ny Sabena

Ny Sabena, izay fanafohezana ny hoe Société anonyme belge d'exploitation de la navigation aérienne, dia orinasam-pirenena tany Belzika izay misahana fitaterana ana habalabaka, naorina tamin' ny 23 Mey 1923 ary nambara fa bankirompitra tamin' ny 7 Nôvambra 2001.

Tamin' io daty io dia anisan' ny orinasa misahana fitaterana ana habakabaka tranainy indrindra izy, ao aorian' ny KLM Royal Dutch Airlines sy ny Avianca, izay noforonina tamin' ny taona 1919. Io ihany koa no faha bankirompitra lehibe indrindra teo amin' ny tantaran' ilay Fanjakana, ary ny vondrona Sabena dia nampiasa olona manodidina ny 13 000 tamin' izany fotoana izany.

Nizara ho sampana maro ilay orinasa tamin’ ny taona 1980 ary mbola misy ny sasany amin’ izy ireo, toy ny Sabena Technics.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]