Sôlstisy

Avy amin'i Wikipedia

Ny sôlstisy dia zava-mitranga indroa isan-taona izay mahalava na mahafohy indrindra ny andro (mifa nohitra amin' ny alina) ao amin' ny taona. Izany dia mifanohitra amin' ny ekinôksa, izay mampitovy ny halavan' ny andro sy ny alina. Ny sôlstisy roa dia miseho manodidina ny 21 Jona sy 21 Desambra.