Rodolphe Kasser
Apparence
I Rodolphe Kasser dia filôlôga sy arkeôlôga soisa ary mpampianatra ny fiteny sy literatiora kôpta tao amin' ny Faculté des Lettres ao amin' ny Oniversiten' i Geneva. Teraka tao Yverdon-les-Bains tamin' ny 14 Janoary 1927 izy ary maty tamin' ny 8 Ôktôbra 2013. Namoaka papirosy kôpta maro avy amin' ny Bibliotheca Bodmerian (Fondation Martin Bodmer) izy, ary koa mamoaka ny fandikana ny Filazantsaran' i Tômasy sy ny dikan-teny kôptan' ny Filazantsaran' i Jodasy.