Roavolana

Avy amin'i Wikipedia

Ny roavolana dia halavam-potoana maharitra volana roa mifanesy. Misy roavolana enina ny ao amin'ny taona iray. Misy ihany ny zavatra sahanin' ny olona mampiasa ny roavolana ho venti-potoana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]