Aller au contenu

Ranomasina Tireniana

Avy amin'i Wikipedia
Ranomasina Tireniana
Tiber (renirano)

Ny Ranomasina Tireniana dia ampahan'ny Ranomasina Mediteranea izay miendrika telolafy voafaritr'i Kôrsa sy i Sardinia (na Sardaina) ao andrefana ary ny Saikanosy Italiana sy i Sicilia ao antsimo. Ny Italiana miantso azy hoe Mar Tirreno fa ny Frantsay amanao hoe Mer Tyrrhénienne.