Hankany amin'ny vontoatiny

Ranomasina Iôniana

Avy amin'i Wikipedia
Ireo ranomasina ao amin' ny Ranomasina Mediteranea, anisany ny Ranomasina Iôniana

Ny Ranomasina Iôniana dia sampan' ny Ranomasina Mediteranea izay manasaraka an' i Gresy sy i Albania amin' ny Saikanosy Italiana sy i Sisilia. Mifampitohy amin' ny Ranomasina Adriatika ao avaratra amin' ny alalan' ny Lakandranon' i Ôtranta izy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]