Ranomasin'i Ligoria

Avy amin'i Wikipedia
Ny Ranomasin'i Ligoria: ny soritra mena dia maneho ny faritr'io ranomasina io araka ny International Hydrographic Organization, fa ny manga kosa dia maneho izany araka ny Istituto Idrografico della Marina (italiana).

Ny Ranomasin'i Ligoria na Ranomasina Ligoriana na Ranomasina Ligoria dia ranomasina amin'ny sisin-tanin'i Ligoria. Ampahan'ny Ranomasina Mediteranea sahala amin'ny Ranomasina Tireniana izy. Ny Italiana miantso azy hoe Mar Ligure, fa ny kosa Frantsay manao hoe Mer Ligurienne.