Aller au contenu

Rano masirasira

Avy amin'i Wikipedia

Ny rano masirasira dia rano misy sira ambany kokoa noho ny ranon-dranomasina. Amin' ny ankapobeny dia eo anelanelan' ny 1 g/l ka hatramin' ny 10 g/l ny fitambaran' ny sira levona raha 35 g/l kosa (eo ho eo) ny an' ny ranon-dranomasina.

Heverin' ny firenena anglô-saksôna ho masirasira ny rano rehefa eo anelanelan' ny 0,05 % sy 1,8 % ny sira ao aminy, na hatramin' ny 3 % amin' ny tranga sasany. Antsoina hoe ranomamy ny rano misy sira kely kokoa noho ireo fatra voafaritra ireo. Amin' ny ankapobeny dia mipoitra avy amin' ny fielezan' ny ranon-dranomasina vokatry ny tsy fahavakisan' ny fefilohan-dranomasina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]