Aller au contenu

Raniero Cantalamessa

Avy amin'i Wikipedia
Raniero Cantalamessa

I Raniero Cantalamessa dia kardinaly ao amin' ny Eglizy Katôlika ary frera kapotsina, pretra, teôlôjiana, mpahay tantara ary mpanentana am-pahitalavitra italiana, mpitoriteny ao amin' ny Trano Pôntifikaly nanomboka tamin' ny taona 1980, nandritra ny andron' i Joany Paoly II sy Benoà XVI ary Fransoà. Izy dia iray amin' ny olona manana ny maha izy azy ao amin' ny Fihavaozana karismatika katôlika. Teraka tamin' ny 22 Jolay 1934 tao Colli del Tronto (Marche, Italia) izy.