Aller au contenu

Rafael Nadal

Avy amin'i Wikipedia
Rafael Nadal (2013)

I Rafael Nadal Parera dia mpilalao tenisy espaniola teraka ny 3 Jiona 1986 tany Manacor ao Mallorca, ao amin'ny Nosy Baleares, any  Espaina. Nandresy tao Rolland Garros izy ny taona 2005, 2006, 2007, 2008, 2010 ary 2011. Nandresy tao Wimbledon koa izy tamin'ny taona 2008 ary 2010, ny Australia Open tamin'ny taona 2009 ary ny US Open tamin'ny taona 2010.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]