Aller au contenu

Rabenilaina Roger Bruno

Avy amin'i Wikipedia
Rabenilaina Roger Bruno

I Rabenilaina Roger Bruno dia mpampianatra eny amin' ny anjerimanontolo nandritra ny telopolo taona mahery, nampiofana taranaka maro ity mpahay teny ity ary nandray anjara betsaka tamin' ny fikarohana momba ny teny malagasy. Ny sanganasany, indrindra fa ny rakibolana Vitasoa sy ny Glosaire Terminologiques de l'information et communications sciences, dia fanovozan-kevitra tena ilaina eo amin' ity sehatra ity. Tamin' ny naha talen' ny fampianarana ao amin' ny Samis-Esic azy dia nametraka ny fampiasana ny teny malagasy amin' ny fanaovana boky hahazoana lisansa, ka nanentana ny mpianatra hanome lanja ny tenin-dreny. Nazoto tamin' ny fampiofanana mpianatra maro izy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]