Rabat
Fiseho
34°02′05″N 6°50′02″W / 34.03467°N 6.83400°W
| Rabat | ||
| Velarantany | 117 km2 | |
| Isan'ny mponina | 620,996 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | Fathallah Oualalou<ref name | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Rabat | |
I Rabat dia tanàna renivohitr'i Marôka.Izy dia tanàna miorina eo amoron'ny ranomasimbe Atlantika, any atsimo andrefan'i Marôka, latsaka 40 kilometatra atsimon'ny Kenitra sy 240 kilometatra atsimo andrefan'ny Tanger , 87 kilometatra any avaratra atsinanan'ny Casablanca
