Québec (tanàna)

Avy amin'i Wikipedia
Ny tanànan'i Quebec hita avy ao Lévis

Quebec dia tanàna renivohi-paritanin'i Quebec, anisan'ny faritany any atsinanan'i Kanada. Ny antenimieran'i Quebec dia mipetraka ao miaraka amin'ny akabeazan'ny fikambanam-paritany. Ny fivondronan'ny Vieux-Québas dia ao amin'ny lisitry ny Haren-tsaina izao tontolo izao an'ny UNESCO hatry ny 1985. Ny tanànan'i Quebec ihany koa ny tanàna voafefy any Amerika Avaratra.

Ny tanànan'i Quebec dia anisan'ny tanàna lehibe any atsinanan'i Quebec, eo anivon'ny toerana misy mipetraka any Quebec, eo amoron'ny Saint-Laurent. I Samuel de Champlain no namorona ilay tanàna tamin'ny 1608 ; ary izy no renivohitry ny Frantsa Vao, ny Kanada-Ambany, ary, nandritry ny taona fohy, renivohitry ny Kanada ; ny anarana hafa omena an'i Quebec dia « Vieille Capitale » (« Renivohitra Taloha »).

Hatry ny 2001, ny tanànan'i Quebec dia tanàna kanadianina anisan'ny mandroso indrindra eo aorian'ny Calgary, Edmonton sy Saskatoon. Vitsy dia vitsy ny isan'ny olona tsy miasa. Ny asa mivoatra dia ny biôteknôlôjia, ny taozava-baventy, ny fizahantany, ny siansa momban'ny fiainana, ny fahasalamana ary ny sakafo, ny toky sy ny teknôlôjia ampiasina. Izy koa seranana lehibe : ny seranany dia fahatelo any Kanada amin'ny resaka tonnage.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.