Praia do Bilene
Fiseho
25°10′18″S 33°11′20″E / 25.17167°S 33.18889°E
| Praia do Bilene | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 18 755 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | Maputo | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Praia do Bilene dia tanàna iray any atsimon'i Mozambika, 145 kilometatra eo ho eo miala an'i Maputo renivohitra. Praia do Bilene dia iray amin'ireo toeram-pitsangatsanganana amoron-dranomasina malaza indrindra any atsimon'i Mozambika.
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Praia do Bilene |