Polinezia frantsay
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Polinezia Frantsay dia firenena andafin'ny Repoblika frantsay, izay ahitana tambanosy dimy izany hoe nosy 118 (67 amin'ireo no misy mipetraka) ao amin'ny ranomasimbe Pasifika, enina arivo kilometatra mianatsinanana avy ao Aostralia : ny tambanosin'i la Société, ny îles du Vent ary ny îles Sous-le-Vent, ny tambanosin'i Tuamotu, ny tambanosin'i Gambier, tambanosin'i Australes ary ny nosin'i Marquises.