Photosynthesis

Avy amin'i Wikipedia
Nitranga amin'ny maitso organelle atao hoe chloroplast amin'ny sela amin'ny zavamaniry ny photosynthesis

Rafitra amin'ny alalan'io mitombo ny ankamaroan'ny zavamaniry. Mampiasa ny hirana avy amin'ny masoandro fa manambatra ny karbaona tamin'ny gazy karbonika amin'ny hydrogène tamin'ny rano, fa manao molekiola gliokaozy ny zavamaniry. Ny karbaona amin'ny gazy lasa mafy ny alalan'photosynthesis.[1]

Fandriky angovo avy amin'ny masoandro, sy fahana ny ankamaroan'ny zavamanan'aina ny photosynthesis.

Katsentsitra izany tsy miphotosynthesis vitsy dia zavamaniry (ohatra amin'ny Madagasikara: Hydnora (voantany), Korthalsella sy Harveya (parakinambo)).[2]

Citation[hanova | hanova ny fango]

  1. Royal Society of Chemistry - Photosynthesis
  2. Native Knowledge of Madagascar's Animal and Plant Species