Pergamôsy
Aller à la navigation
Aller à la recherche

Kisary maneho ny tanànan' i Pergamôsy tamin' ny Andro Taloha
I Pergamôsy na Pergama dia tanàna tranainy ao Azia Minora, ao Eolida izay miorina ao avaratr' i Smirna, ao amin' ny fihaonan' ny renirano Caïque sy Cétios, 25 km miala amin' ny Ranomasina Egea. Ankehitriny dia atao hoe Bergama izy ao Torkia (faritanin' i Izmir). Amin' ny teny grika dia atao hoe Πέργαμον / Pérgamon io tanàna io.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tanàna misy ireo fiangonana fiton' ny Apôkalipsy: