Patrice Lumumba

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Patrice Émery Lumumba (2 Jolay 1925 – 17 Janoary 1961) dia mpitari-tolona kongole niady ho amin'ny fahaleovan-tena. Voafidy ho praiminisitry ny Repoblikan'ilay Kongo (Repoblika Demokratikan'i Kongo ankehitriny, samihafa amin'ny Repoblikan'i Kongo) tamin'ny taona 1960 rehefa nahazo ny fahaleovan-tenany tamin'i Belzika. Rehefa avy nogadraina sy nampijaliana am-pahibemaso izy, dia maty notifirina enim-bolana tao aorian'ny nahalany azy, ary anisan'ny mpiray tsikombakomba tamin'izany ny fitondrana Belza izay nanao fialan-tsiny ofisialy tamin'ny taona 2002. [1][2]

Loharano[hanova | hanova ny fango]

  1. Ludo De Witte, The Assassination of Lumumba, Nadikan'i Ann Wright and Renée Fenby, 2002 (Orig. 2001), London; New York: Verso, ISBN 1-85984-410-3.
  2. "Belgium Confronts Its Heart of Darkness". New York Times. NYT: p. 9. 21 Septambra 2002.