Paraky

Avy amin'i Wikipedia
Fitahirizana paraky ao amin' ny Stockage du tabac dans la Tabacalera del Oriente, Tarapoto, Pero.

Ny paraky dia vokatra azo avy amin' ny fanodinana ny ravim-paraky ka atao fifoka sy fihinana noho izy manana hery manaitaitra ny atidoha. Misiho amin' ny endrika sigara na paraky kisoka sy ny hafa koa ny fankafizana azy. Ny paraky dia tena miteraka fiankinan-doha ary ny fihinanana azy dia miteraka fahafatesana efa ho 6 tapitrisa isan-taona maneran-tany, ny 600 000 amin' ireo dia tsy mpifoka sigara fa mahafoka tsy nahy ny paraky fohin' ny sasany. Aretina maro no mifandray amin' ny fifohana sigara: aretin' ny fo sy homamiadana, sns.