Papelika (vorona)

Ny papelika dia karazam-borona kely ao amin' ny ao amin' ny fianakaviana Phasianidae, mpihaza, mitovitovy amin' ny tsipoy, mirefy eo amin' ny 18 sm, manao akany eo amin' ny tany, Hazain' ny olona noho ny henany tena matsiro ny papelika. Mpifindra monina indrindra izy io, mitady hanina any amin' ny faritra andrefana amin' i Eorôpa ary mandany ny ririnina any Afrika sy amin' ny tapany atsimon' i India. Ny anarany ara-tsiansa dia Coturnix coturnix. Amin' ny teny malagasy izy io dia atao hoe kibobo sy menamaso koa. Marihina fa ny teny hoe "kibobo" dia anodroana koa ny Turnix nigricollis.
Kolontsaina
[hanova | hanova ny fango]
Voadiniky ny ntaolo malagasy ny fanenon' ny papelika izay toa manao hoe "tsara aho", ka izany no nanaovany azy ho mandoka tena ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Midoka tena toy ny papelika"
Ohabolana
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]