Papa Wemba
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Jules Shungu Wembadio Pene Kikumba, na antsoina hoe Papa Wemba, dia teraka tamin'ny 14 Jona 1949 tao Lubefu any Kongona Belge na renivohi-paritan'ny Sankuru ao amin'ny Repoblikan'ny Kongo ankehitriny. Izy dia mpanakanto, mpanoratra sy mapmorona ary mpanao sary mihetsika Kongoliana. Ary izy koa no namorona sady mpitarika ny fandaharana "Label Viva la Musica" izay isarihana sy ampiofanana ireo tanora Kongoliana mba halaza eo amin'ny sehatra lamozika ary nihanaka amin'ny firenena afrikanina hafa io drafitr'asa nataon'i Papa Wemba io.
Mpanakanto tena malaza indrindra i Papa Wemba tao amin'ny faritra Kongoliana na amin'izao tontolo izao. Betsaka ny rakikira efa novkany ary naparitaka maneran-tany.
Biôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Tantarany eo amin'ny lamozika[hanova | hanova ny fango]

Ireo rakikira vitany[hanova | hanova ny fango]
