Hankany amin'ny vontoatiny

Palma

Avy amin'i Wikipedia

39°34′10″N 2°39′01″E / 39.569390°N 2.650240°E / 39.569390; 2.650240

Palma
-
Velarantany208,63 km2
Haavo
Isan'ny mponina431,521
Ben'ny tanàna
Firenena Espaina
Fanjakana
FaritanyBalearic Islands
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Palma fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Palma de Mallorca , no renivohitra sy tanàna lehibe indrindra ao amin'ny vondrom-piarahamonina mizaka tena ao amin'ny Nosy Baleares any  Espaina. Any amin'ny morontsiraka atsimon'i Mallorca no misy azy

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina 431.521 mponina

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]