Ôvidio
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Ovid)
Ovid | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Ovid | ||
Teraka | 18 Martsa -43 | ||
Maty | 1 Janoary 17 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roma Taloha | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Ôvidio na Ôvida dia pôeta, mpanoratra, mpanao asa soratra rômana, teraka tamin' ny 18 Marsa 43 tal. J.K. tao Sulmona ary maty tamin' ny taona 17 na 18 tal. J.K. tany an-tsesitany any Tomis (i Constanţa any Romania ankehitriny),
Niaina tamin' ny vanim-potoana nahaterahan' ny Empira Rômana izy. Ny sanganasany malaza indrindra dia ny Ars amatoria ("fahaiza-mitia") sy ny Metamorphōseōn librī ("bokin' ny fiofahana"). Ny anaram-bositra hoe Naso dia avy amin' ny orony mandodona. Teraka herintaona taorian' ny namonoana an' i Jolio Kaisara izy, ary mbola zatovo fony i Aogosto naka fahefana hanova ny Repoblika ho Empira, ary maty telo taona taorian’ ny nahafatesan' io emperora voalohany io.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Jolay 13, 2015 at the Wayback Machine