Oise
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Oise dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Picardie, any avaratr'i Île-de-France. Ny renirano mampta ilay departemanta, ny Oise, dia nanome ny anarany ho an'ilay departemanta. Ny kaody nomen'ny Insee sy ny la Poste dia 60.