Hankany amin'ny vontoatiny

Octavio Paz

Avy amin'i Wikipedia
Octavio Paz
Ankapobeny
AnaranaOctavio Paz
Teraka31 Martsa 1914
Toerana-
Maty19 Aprily 1998
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaMeksika
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Octavio Paz Lozano dia Poeta, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Meksika teraka ny 31 Martsa 1914 ary maty ny 19 Aprily 1998 Noho ny asany dia nahazo ny loka Jerosalema 1977 izy, ny loka Miguel de Cervantes 1981, ny loka iraisam-pirenena 1982 Neustadt momba ny haisoratra, ary ny loka Nobel momba ny haisoratra 1990.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.