Noemi
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Veronica Scopelliti, izay fantatry ny be sy ny maro amin’ny anarana Noemi, teraka tamin'ny 25 Janoary 1982 tany Roma, dia mpihira italiana.
Raki-kira[hanova | hanova ny fango]
- 2009 - Noemi
- 2009 - Sulla mia pelle
- 2010 - Sulla mia pelle (Deluxe Edition)
- 2011 - RossoNoemi
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- noemiofficial.it
- arcadinoemi.it Archived Jolay 24, 2010 at the Wayback Machine
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Noemi (singer) |