Hankany amin'ny vontoatiny

Nikôtinina

Avy amin'i Wikipedia

Ny nikôtinina dia alkalôida poizina voajanahary ao amin' ny zavamaniry sasany, indrindra ao amin' ny Nicotiana tabacum (paraky) sy ao amin' ny Duboisia hopwoodii, ary ampiasaina betsaka ho fialam-boly toy ny sigara.