Nabônida

Avy amin'i Wikipedia
I Nabonida
Ny fiitaran' ny Empira babilôniana tamin' ny andron' i Nabonida.

I Nabônida dia mpanjakan' ny Empira babilôniana vaovao tamin' ny taona 556 hatramin' ny 539 tal. J.K. Antsoina hoe Nabonaida (Nabû-nā’id "Deraina i Nabû[1]) koa izy. Governoran' i Nebokadnetsara II i Nabônida ka nandimby azy tamin' ny seza fiandrianana tao Babilônia tamin' ny fahafatesany tamin' ny taona 556 tal. J.K. Nisedra fahasahiranana izy noho ny fitomboan' ny fahefan' ny mpitondra fivavahana tamin' ny taona 554 tal. J.K. ka navelany tamin' ny zanany lahy Baltazara izay mbola kely taona ny fitondrana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]

  1. I Nabo (Nabû) dia andriamanitra mesôpôtamiana mpiahy ny fahalalana sy ny literatiora.