Mozilla Firefox


Mozilla Firefox dia mpitety tranonkala amboarina ary zarain'i Fikambanana Mozilla Foundation, miaraka amin'olona aman-jatony amin'ny alalan'ny fomba fanamboarana ny rindrakajy malalaka/manan-drenifango azo ovaina, ary amin'ny alalan'ny fahalalahan'ny renifango.