Mitilena

Avy amin'i Wikipedia

Mitilena (grika: Μυτιλήνη, Mytilíni) no renivohitry ny nosy Lesbos, Gresy, ary ny seranan-tsambony. Izy io koa no renivohitra sy foibem-pitantanana ao amin'ny Faritra Ranomasina Egea Avaratra. Niorina tamin'ny taonjato faha-11 talohan'i JK. Mitilena dia miorina eo amin'ny sisiny atsimo atsinanan'ny nosy. Toeran'ny eveka metropolitan'ny fiangonana ortodoksa atsinanana izy io.